Entry | kamahana (fahana) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Hanina eran' ny vavany entin' ny vorona ho an' ny zanany [1.1] | |
Explanations in French | La becquée, la pâture portée en becquée [1.3] | |
Examples | Mikendre tsara, hoy i Feno, fa tsy manana afa-tsy kamahana efatra tsirairay avy isika.
[2.472] | |
Vocabulary | Zoology: (in general) | |
Anagrams | kamahana, manahaka |
Updated on 2023/02/03 |