|
|
|
|

Entry1  kalesy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fiara misy kodiarana taritin-tsoavaly
Kilalaon' ny ankizy, miendrika fiara kely misy kodiarana roa, izay ifandimbiasany taingenana sy atosika
Explanations in English  4  [1.7] a horse-drawn carriage; a railroad carriage
Explanations in French  5  [1.8] calèche; wagon de chemin de fer
6  [1.13] calèche, voiture, chariot
Examples  7  Kalesy dimy mikambana no indray mandeha. [2.366#]
8  rotsa-kazo fanosehan-kalesy no teny an-tanan' I Saonina. [2.470#]
9  Dia nateriny tamin'ny kalesy, dia ilay zanany edekany no nanatitra anay. [2.366#]
Vocabulary  10  Transportation
Compound words 
Article  16  Randzavola: kalesy ao amin' ny Baiboly

Anagrams  17  kalesy, selika, silake

Updated on 2023/08/11