Entry kalaza
Part of speech   noun
Malagasy definition   Antsy lehibe, karazana famaky, izay entin' ny olona amin' ny ady [Rajemisa 1985]
English definition   an axe, a native billhook [Richardson 1885]
French definition   espèce de hache dont on se sert dans les batailles [Abinal 1888]
Examples   Fibarana dia karazan' antsy lava taho sahala amin' ny kalaza, saingy ety sy lavalava kokoa ary mifaingo-doha ny lelany [Andraina: Mitaraina, page 180]
Vocabulary  

Entry kalaza (laza)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Teny entina hilazana olona mahery miady hevitra na olona mafy hatoka
¶ Entina hilazana mpiady malaza noho ny herimpony na ny fahaizany amam-pahakingany: Kalazalahy [Rajemisa 1985]
English definition   a champion, a conqueror. It is frequently applied to fighting bulls, chameleons and crickets [Richardson 1885]
French definition   renommé par ses disputes, par son entêtement, par ses discours; se dit aussi des guerriers distingués, des taureaux, des grillons et autres animaux habiles dans les batailles [Abinal 1888]
Analogy   kalazalahy

Updated on 2014/07/29