|
|
|
|

Entry (1/4)1  kaky
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] (ny fampiasa matetika dia Ikaky) Teny entina miantso ny ray: Maty aho, ray Kaky ama-Neniko
Teny fanajana entina milaza ny ray na ny olona azo heverina ho toy ny ray: Eto angaha Ikaky mipetraka
Explanations in French  4  [1.19] [Tankarana] père.
Examples  5  Inona izato entinao, ry kaky? [2.298]
6  Vonjeo aho rey kaky aman-draneniko! [2.4]
Vocabulary  7  Relationships: family

Entry (2/4)8  kaky
Part of speech  9  noun
Explanations in Malagasy  10  [1.13] voankazo
Explanations in French  11  [1.13] kaki
12  [1.196] (du nom japonais kaki, repris par les Français). Diospyros kaki L.f. (Ebenaceae). Arbre fruitier originaire du Japon. Introduit et cultivé sur les plateaux. Fruits comestibles. [Merina]
Vocabulary  13  Botany: fruit
Scientific name 

Entry (3/4)15  kaky
Part of speech  16  Unspecified
Explanations in Malagasy  17  [1.78] [Bara]

Entry (4/4)18  kaky
Part of speech  19  noun
Explanations in Malagasy  20  [1.78] [Bara] Vifotsy: Tafo kaky
Vocabulary  21  Chemistry
Synonyms  22  aky

Anagrams  23  kaky, kika

Updated on 2020/07/31