Entry | kajina (kajy) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Tandremana, kolokoloina: Kajio tsara ny fihavanana, rankizy! Kalina: Kajiny aoka izany ny sorany rehefa manoratra izy [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Anagrams | anjaky, anjika, Ikanja, kajina, kianja, kijana |
Updated on 2023/10/20 |