Entry kajakaja
Part of speech noun
Malagasy definition  [Sakalava] Masom-by na mason-tady amin' ny sisin' ny lay izay itanana azy amin' ny salazan' ny botry na ny sambo [Rajemisa 1985]
Vocabulary 

Entry kajakaja
Part of speech noun
Malagasy definition Fikarakarana, fikolokoloana feno fitandremana [Rajemisa 1985]
French definition Soin, souci de ceux qui ont la direction, l’intendance, la responsabilité de... [Abinal 1888]
Derivations 

2017/08/05