Entry kaikerina (kaikitra)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Ketohina amin' ny nify: Nokekerin' ilay saka ratsy iny ny tanan-janako
Tsindronina: Nokaikerin' ny moka ny handriko
Hanina: Kekerin' ny olitra mafy aho izany
Raisina amin' ny nify: Raha tsy voavaha amin' ny tanana, kekero ho afaka io tady io [1.1]
Morphology 
Present : kaikerina, kaikeriko, kaikerinao, kaikeriny, kaikerintsika, kaikerinay, kaikerinareo, kaikerin', kaikerin-, kaikerim-, kaikeri-
Past : nokaikerina, nokaikeriko, nokaikerinao, nokaikeriny, nokaikerintsika, nokaikerinay, nokaikerinareo, nokaikerin', nokaikerin-, nokaikerim-, nokaikeri-
Future : hokaikerina, hokaikeriko, hokaikerinao, hokaikeriny, hokaikerintsika, hokaikerinay, hokaikerinareo, hokaikerin', hokaikerin-, hokaikerim-, hokaikeri-
Imperative : kaikero
Synonyms kekerina
Proverbs 

Updated on 2023/01/05