Entry kadina (kady)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Asiana kady: Nokadiny tsy hidiran' olona ny sahany [Rajemisa 1985]
Explanations in French Où on plante une perche en signe de défense, qu’on interdit, qu’on défend: Nokadiko tsy hidiran' ilay io ny tranoko (J’ai interdit à celui-là l’entrée de ma maison) [Abinal 1888]
Morphology 
kadina
kadiko
kadinao
kadiny
kadintsika
kadinay
kadinareo
kadin'
kadin-
kadim-
kadi-
nokadina
nokadiko
nokadinao
nokadiny
nokadintsika
nokadinay
nokadinareo
nokadin'
nokadin-
nokadim-
nokadi-
hokadina
hokadiko
hokadinao
hokadiny
hokadintsika
hokadinay
hokadinareo
hokadin'
hokadin-
hokadim-
hokadi-
kadio

Entry kadina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy latsintafo tanimanga [SLP 1986]
Explanations in French bardeau [SLP 1986]
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31