|
|
|
|

Entry1  kada
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Hidim-baravarana tsy mba mipetaka amin' ny varavarana fa azo tsoahina, ka toy izao ny fombafombany: misy vy mifaingoka afaka mikaratoka arỳ amin' ny ilan' ny kadanà, ary io vy mifaingoka io izay mitsofoka amin' ny vy boribory roamipetaka amin' ny varavarana sy ny batana no mitana ny varavarana hihidy
Explanations in French  4  [1.3] Cadenas
Other spellings  5  gadana

Anagrams  6  andaka, dakana, danaka, kadanà, Kanadà, nadaka

Updated on 2020/07/31