Entry | jonoina (jono) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Alaina amin' ny jono, alaina na tarihina amin' ny fomba kinga ary saro-toherina, angolena, kolikolena: Nojonoiny teny ny zana-dRakoto dia lasany tamin' ny farany [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Anagrams | anjonoy, jonoina |
Updated on 2023/01/20 |