Entry (1/4) | 1 jojy |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Latsa-dranomaso, mijononoka ranomaso |
Entry (2/4) | 4 jojy |
Part of speech | 5 adjective |
Explanations in French |
6 [1.19] [Tankarana]
gras, replet, crasseux. |
Entry (3/4) | 7 jojy |
Part of speech | 8 adjective |
Explanations in Malagasy |
9 [1.78] [Tanala]
antitra dia antitra: olo jojy aby n'mivela an-tanà fa n'sarongo koja ankerana ane (ny olona antitra dia antitra daholo no mipetraka an-tanana fa ny tanora kosa any an-tanana any avokoa) |
Entry (4/4) | 10 jojy |
Part of speech | 11 adjective |
Explanations in Malagasy |
12 [1.78] [Bara]
sasatra |
Updated on 2020/07/31 |