Entry |
jojy
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | (teny tranainy) Latsa-dranomaso, mijononoka ranomaso [1.1]
|
|
Entry |
jojy
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in French | [Tankarana]
Gras, replet, crasseux. [1.19]
|
|
Entry |
jojy
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | [Tanala]
Antitra dia antitra: olo jojy aby n'mivela an-tanà fa n'sarongo koja ankerana ane (ny olona antitra dia antitra daholo no mipetraka an-tanana fa ny tanora kosa any an-tanana any avokoa) [1.78]
|
|
Entry |
jojy
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | [Bara]
Sasatra [1.78]
|
|