Entry | jofoana (jofo) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Irarahan' ny vovoka na andrarahana vovoka: Nojofoany vovoka ny masoko ka tsy nahita izay ambonin' ny tany aho Ianjerana, iantontana Hanina: Nojofoin' ny kisoa ny vomanganay ka tsy nisy niangana [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Synonyms | jofoina | ||||||||
Anagrams | afonjao, jofoana |
Updated on 2023/01/20 |