Entry jirika
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Varotra: Nanao jirika olona ny taloha [Rajemisa 1985]
Explanations in French commerce, trafic en détail, vente d’esclave [Abinal 1888 page 296]
Derivations 

Entry jirika
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Jiolahy tafatambatra hamely sy handroba; dahalo
¶ Fivarotana entana antsinjarany hahazoan-tombony tsy aradalàna, na koa fividianana entana hakana tombony: Manao jiri-bary io lehilahy io. [Rajemisa 1985]
Explanations in English a band of robbers [Hallanger 1973]
Explanations in French pillards qui vont par bande [Abinal 1888 page 296]
  [Tankarana] brigandage en bandes. [David: Dialectes (takila J)]
 bande de pillards [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Compound words, titles, names 
Examples Nony tonga teny atsimotsimo akaikin'ny tanàna izy, dia tsiravina nahita ny faty niampatrampatra teny, na fatin'olo-marina matin'ny jirika, na fatin'ny jirika,matin'ny miaramila. [Rajohanesa: Kintana]
Quotes 

Updated on 2020/07/31