Entry jio
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy (teny tranainy) Hajefena, hakiliolio, haratsian-toetra
Mpiriorio, mpangalatra, mpanao tontakely, olon-tsy vanona, fampiasa indrindra miaraka amin' ny hoe lahy, vavy: Jiolahy, jiovavy (izay indraindray ataon' ny maro hoe jiolahim-bavy) [1.1]
Explanations in French Rôdeur, vagabond, vaurien [1.3]
Derivatives 
Compound words 

Entry jio
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Bara] Vakim-bilana fakana afo [1.78]

Entry jio
Part of speech noun
Explanations in French  [Tankarana] Fragment, têt, tesson. [1.19]

Anagrams 

Updated on 2023/10/26