Entry |
jinga > zinga
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fanovozan-drano any am-pantsakana na ao antsinibe: Tovozy amin' ny zinga ny rano Fisotroan-drano: Zatra amin' ny an-tohojinga ka tsy velona amin' ny an-kararàna Vata famarana taloha mitovy fatra amin' ny 1 litatra amin' ny famarana ankehitriny. [1.1]
|
Explanations in English | A dipper for water with a long handle [1.7]
|
Explanations in French | Calebasse à longue manche qui sert à puiser l'eau; épuisette [1.8]
|
| Calebasse servant à puiser l'eau ; on l'emmanche souvent à cette fin. On précise souvent zinga-voatavo pour distinguer des ustensiles de fer blanc utilisés aux mêmes fins. [1.196]
|
Examples |
1 | Nisantaran-dRamatoa nentina nantsaka ny zinga lava taho mamirapiratra.
[2.470]
|
2 | Natao anaty zinga vifotsy ny rano-mangahazo, iny no nifandimbiasan' ny rehetra nisotroana.
[2.472]
|
3 | Ny zinga vola sy ny zinga vifotsy;
[2.48]
|
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|