Entry jihitra
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Maty eo no ho eo: Taloha tsy navelan' ny fokonolona raha tsy jihitra izay nangalatra tao an-tsena
Mitovy hevitra: dangy ~ fohatra ~ jingy
Mihinjitra noho ny hatsiaka: Jihitry ny hatsiaka aho ka nody [1.1]
Explanations in English Dead; numb from cold [1.7]
Explanations in French Mort; engourdi par le froid [1.8]
Compound words 

Updated on 2020/07/31