Entry | jery atrika (jery, atrika) | |
Part of speech | expression | |
Malagasy definition | baiko-miaramila ilazana mba hijoro tsara; ny loha miandranandrana, ny ranjo mikambana, ny tongotra somary mivelatra kely ary ny tanana roa mitsotra manaraka ny vatana [Rajemisa 1985] | |
French translation | garde-à-vous [SLP 1986] | |
Vocabulary | Military | |
Updated on 2020/07/31 |
![]() |