Entry jaroboka (roboka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanasokana na fandentehana (zavatra) ao anaty rano tsy hipoitra; famarinana (zavatra) ao anaty rano tsy hipoitra; fivarinana na fianjerana ao anaty rano. [1.1]
Derivatives 

Updated on 2023/01/20