Entry japoney
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Japana: Mihoatra ny zato tapitrisa ny isan' ny Japoney
Momba an' i Japana, na an' i Japana na avy any Japana: Voakaly ary mafy ny taozavatra japoney [1.1]
Explanations in English Japanese [3.1]
Explanations in French Japonais, japonaise [1.13]
Vocabulary 
Origin French: japonais.
Analogs  Japana

Updated on 2020/07/31