Entry |
janona
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fiatoana (matetika tsy misy fitohizany intsony). [1.1]
|
Explanations in French | ArrĂȘt, halte, suspension, interruption, pause, station [1.3]
|
Examples |
1 | Dia miala janona eto isika, leiretsy, ambara-pahamarain' ny andro!
[2.357]
|
2 | ny lohalika miharary mandrakariva ka tsy hafaha mandeha, fa mampiala janona matetika;
[2.59]
|
|
Derivatives |
Compound words |
|
|
Entry |
janona
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | [Tankarana]
Nom d'une espèce de poisson. [1.19]
|
Vocabulary |
|