Entry |
janga
|
Part of speech | noun or adjective
|
Explanations in Malagasy | Mpanaram-po amin' ny fitondrantena ratsy, miliba amin' ny fahalianana ara-nofo: Notorahin' ny olona ilay vehivavy janga Enti-milaza lehilahy na vehivavy mandeha amin' olona tsy vadiny [1.1]
|
Explanations in French | Lascif [1.3]
|
Explanations in English | A prostitute Immoral [1.7]
|
Explanations in French | Prostituée Immoral [1.8]
|
Derivatives |
Article |
|
Entry |
janga
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | [Bara]
sitrana
[1.78]
|
| [Tandroy]
Vao avy narary, vao sitrana: Tsy mahaloha lavitse reke fa vaho janga [1.78]
|
| [Sakalava]
Sitrana [1.1]
|
Explanations in French | [Tankarana]
Guéri: Efa janga ny marary (le malade est guéri) [1.19]
|
Derivatives |
Toponyms |
|
|
Entry |
janga
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Enti-milaza ny loha miranga ary mitraka tsara [1.1]
|
Explanations in French | Relevé [1.3]
|
Compound words |
|
|