|
|
|
|

Entry (1/3)1  jaka
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Names :
5  Adjectives :
Synonyms  6  jomoka

Entry (2/3)7  jaka
Part of speech  8  noun
Vocabulary  9  Zoology: mammals
Explanations in Malagasy  10  Anarana niantsoana ny omby taloha [1.1]
Explanations in French  11  ancien nom des boeufs [1.3]
12  zébu [1.54]
Examples  13  Ny teny hoe jamoka dia avy tamin'ny teny arabo persiana hoe "jamous" ary ny anarana hoe "omby" izay voalaza fa naaolon-dRalambo ny "jamoka" dia mety ho avy tamin'ny teny soahilia hoe"ngombe. [2.508#]
14  Isa ny hisatra, Roa ny voaroy, Telo ny telorirana, Efatra ny efakefany, Dimy ny jamoka, Enina ny tenona, Fito ny fitatra, Valo ny vano, Sivy ny siny, Folo ny fony (5) Isa telo, Tsindrian-telo, Telo manindry, Toka-mahafoio. [2.69#]
Synonyms  15  omby
Illustrations 
16 

Entry (3/3)17  jamoka
Part of speech  18  noun
Explanations in French  19  corbeilles rangées sur les étagères des maisons comme ornement [1.3]
20  corbeille ?. [Tankarana] [1.19]

Anagrams  21  jamoka, jamòka, jomaka, jamoka, jamòka, jomaka

Updated on 2021/06/24