| Entry (1/2) | 1 jabora |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Tavin-kena ao anatin' ny omby, menaka tsy voaempo: Ny jabora no nanaovan' ny Malagasy teo aloha labozia
4 Tavy, menaka: Oadray ny hatavin' iny olona iny! jabora daholo izao io mihonankonana amin' ny tenany io rehefa mandeha izy [1.1] 5 menaka azo avy amin'ny biby [1.13] |
| Explanations in English |
6 beef tallow
[1.7] |
| Explanations in French |
7 suif.
[Tankarana]
[1.19] 8 suif [1.8] 9 graisse, suif [1.13] |
| All compound words | 10 ananjabora |
| Proverbs | 11 Proverbs containing that word |
| Entry (2/2) | 12 jabora |
| Part of speech | 13 noun |
| Explanations in Malagasy |
14 Karazana hala maitsomaitso
[1.1] |
| Vocabulary | 15 Zoology: invertebrates |
| Updated on 2025/11/17 |
|