Entry jabaina (jaba)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Maizina dia maizina
Andehanana, irosoana am-pitandremana, tsapatsapaina: Jabao aloha sao midi-kizo ianao
Raharahaina, asiana raharaha, ahoana: Tsy nojabainy akory ny tenany fa avy hatrany izy niroso tao anoloan' ny miaramila namonjy ny zanany [1.1]
Morphology 
Present : jabaina, jabaiko, jabainao, jabainy, jabaintsika, jabainay, jabainareo, jabain', jabain-, jabaim-, jabai-
Past : nojabaina, nojabaiko, nojabainao, nojabainy, nojabaintsika, nojabainay, nojabainareo, nojabain', nojabain-, nojabaim-, nojabai-
Future : hojabaina, hojabaiko, hojabainao, hojabainy, hojabaintsika, hojabainay, hojabainareo, hojabain', hojabain-, hojabaim-, hojabai-
Imperative : jabao

Updated on 2023/01/20