Entry (1/3) | 1 izay |
Part of speech | 2 pronoun [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Manondro zavatra efa voalaza na heno ka tsahivina: Avereno fa tiako loatra izay hira izay Enti-misolo anarana vao voalaza eo aloha no sady mampifandray hevitra roa: Tsy maintsy sazina ny mpianatra izay tsy mianatra tsara |
Explanations in English |
4 [1.7] who, whom, which, that |
Explanations in French |
5 [1.8] qui, que, à qui, à quoi |
Compound words |
|
Titles | 35 Antananarivo zato taona lasa izay (Rabary Jean-Joseph) |
Tables and plates |
36 All the pronouns |
Entry (2/3) | 37 izay |
Part of speech | 38 adverb [Full list] |
Explanations in English |
39 [1.7] now |
Explanations in French |
40 [1.8] maintenant |
Analogs | 41 izay tratra |
Compound words |
|
Entry (3/3) | 44 izay |
Part of speech | 45 interjection [Full list] |
Explanations in English |
46 [1.7] exclamation of approval; that's it ! |
Explanations in French |
47 [1.8] c'est bien cela ! |
Anagrams | 48 aizy, izay |
Updated on 2023/08/11 |