Entry | 1 izatsy |
Root | 2 itsy |
Part of speech | 3 pronoun [Full list] |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Enti-manondro zavatra na olona somary takontakona, ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny tondroin' ny "itsy" fototeny niaviany ihany: Tsy hitanao angaha izatsy trano voalokaloky ny amontana izatsy? |
Explanations in French |
5 [1.5] celui ou celle qui est là, ce qui est là |
Examples |
6 Koa tsy hanao zavatra vaovao tsinona, koa dia naniraka izatsy be loatra izatsy. [2.366] 7 avy ery ambony izatsy no fasan-drazanay, ary ao no milevina ireo nahitako masoandro. [2.529] |
Tables and plates |
8 All the pronouns |
Updated on 2024/12/11 |