|
|
|
|

Entry1  izato
Root  2  ito
Part of speech  3  pronoun [Full list]
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Enti-manondro zavatra na olona somary takontakona ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny tondroin' ny fototeny niaviany "ito" ihany: Tiako loatra izato tanàna kely ato ambany andrefana voaravaka voninkazo. Matetika koa anefa ny "izato" dia mpamaritra anarana enti-manambony na manindrahindra zavatra: Endrey! izato tarehin-trano! na mamaritra mpisolo anarana misolo olona: Manao ahoana izato izy?
Explanations in English  5  [1.7] this near by (not in sight)
Explanations in French  6  [1.8] celui-ci, assez près (pas visible)
Other spellings  7  izaty
Compound words 
Tables and plates  9  All the pronouns

Anagrams  10 

Updated on 2025/01/21