Entry izaitsizy
Part of speech adverb [full list]
Malagasy definition Fatratra, be dia be na mafy dia mafy: Nihoraka izaitsizy ny vorona vahiny (J.N.)
¶ Tokoa tokoa, indrindra indrindra, mihoatra noho izy, noho ny antonony: Nihinana izaitsizy Ikoto androany ka tsy mahagaga raha tsy mahalevon-kanina ny adala [Rajemisa 1985]
English translation exceedingly, excessively [Hallanger 1973]
French translation excessivement [Hallanger 1974]
Other spellings 

Updated on 2020/07/31