| Entry | 1 izahay |
| Part of speech | 2 pronoun [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
3 Fanao teny lazaina misolo ny olona miteny raha maro ka manavaka ny tenany amin'ny olona itenenany izy:
4 Malagasy izahay fa ianareo vazaha. 5 Indraindray mety azo asolo ny "izaho" ny "izahay" raha misy olona hafa voalaza ho miaraka amin'ny tena miteny: 6 Nitsidika anao teto izahay sy Rakoto fa tsy nahatratra anao. [1.1] |
| Explanations in English |
7 We (excluding the person addressed). Compare isika.
[1.2] 8 we (excluding those addressed) [1.7] |
| Explanations in French |
9 Nous (à l'exclusion de ceux à qui on parle).
[1.3] 10 nous (exclusif) [1.5, 1.8] |
| Analogs | 11 ay, 12 anay, 13 nay |
| Tables and plates |
14 All the pronouns |
| Updated on 2025/12/08 |
|