Entry ivoriana (vory)
Part of speech relative verb
Explanations in French  [1.3]
Examples 
1Ao an-tranon' ny lohampoko mpitankazomanga no ivoriana. [2.606]
2ary rehefa avy teo dia samy namonjy izay trano alehany indray aloha, rehefa nifamotoana ivoriana indray. [2.588]
3Tonga tany an-tany ivoriana, niakanjo lobaka nisoratsoratra, notronin' ny lehiben' ny tanà-na rehetra, izy. [2.270]
Morphology 
Present : ivoriana, ivoriako, ivorianao, ivoriany, ivoriantsika, ivorianay, ivorianareo, ivorian', ivorian-, ivoriam-, ivoria-
Past : nivoriana, nivoriako, nivorianao, nivoriany, nivoriantsika, nivorianay, nivorianareo, nivorian', nivorian-, nivoriam-, nivoria-
Future : hivoriana, hivoriako, hivorianao, hivoriany, hivoriantsika, hivorianay, hivorianareo, hivorian', hivorian-, hivoriam-, hivoria-
Imperative : ivorio
Proverbs 

Updated on 2023/01/20