Entry ivelezana (vely)
Part of speech relative verb
Explanations in French  [1.3]
Examples 
1Itondrana faneva, ampiam-bozonina voasary mamy, ivelezana amponga. [1.437]
2Raha misy ady, na zava-dehibe hafa mitranga, dia kohina antsoina ny olona, na ivelezana amponga. [2.508]
Morphology 
Present : ivelezana, ivelezako, ivelezanao, ivelezany, ivelezantsika, ivelezanay, ivelezanareo, ivelezan', ivelezan-, ivelezam-, iveleza-
Past : nivelezana, nivelezako, nivelezanao, nivelezany, nivelezantsika, nivelezanay, nivelezanareo, nivelezan', nivelezan-, nivelezam-, niveleza-
Future : hivelezana, hivelezako, hivelezanao, hivelezany, hivelezantsika, hivelezanay, hivelezanareo, hivelezan', hivelezan-, hivelezam-, hiveleza-
Imperative : ivelezo

Updated on 2023/01/20