|
|
|
|

Entry1  itarina
Root  2  itatra
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Halehibeazina, halalahina: Nitariko hatrerỳ am-bavahady ny tanimbolim-boninkazoko
5  Ampitomboina, na habe na habetsahana: Itaro isan' andro ny fahalalanao
6  Ampitomboina ara-pilazana: Nitarinao ny filazana ny zavatra, ry Ikoto: olona efapolo raha misy no tonga ka nolazainao hoe roanjato [1.1]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Anagrams  11  itarina, riatina, tairina

Updated on 2023/01/05