Entry isitra
Part of speech interjection [full list]
Malagasy definition Teny enti-manambara fandavana, tsy fahafaliana na fanesoana koa aza [Rajemisa 1985]
Derivations 

Entry isitra
Part of speech noun
Malagasy definition Fandavana ny hadisoana amin' ny fanolahana azy amin' ny hafa [Rajemisa 1985]
Derivations 

2017/04/02