Entry isina
Part of speech noun
Malagasy definition Fandefasana fofon' aina hivoaka any an' orona mba hivoahan' ny lelo, fanesorana ny lohan' ny lahinjiro efa manjary lavenona fotsifotsy [Rajemisa 1985]
French translation action de se moucher [Abinal 1888]
Derivations 

Entry isiña
Part of speech noun
Malagasy definition  [Bara] sery [Rakotosaona 1975]

Updated on 2020/07/31