|
|
|
|

Entry1  isam-balahazo
Elementary words  2  isa, balahazo
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Hira sy haisoratra betsileo; hira fanaon'ny tovolahy raha mifampiaika amin'ny tolona
Analogs  5  isambalahazo, isanandravava, isandrary

Updated on 2024/10/05