|
|
|
|

Entry1  isam-pangady
Elementary words  2  isa, fangady
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  (isampangady) hetra isam-pangady [Betsileo] [1.78]
5  Ampahany (tokony ho intelon' ny vata: 6 dal) amin' ny vary vokatra izay omen' ny olona ny mpanjaka mba ho fankatoavana azy amin' ny maha-tompon' ny tany azy. (Raha menabe ny tany, dia an' ny mpanjaka manontolo ny isam-pangady, fa raha menakely kosa, dia animahana ho an' ny tompomenakely ka raha Andriamasinavalona ilay tompomenakely dia omena ny antsasany ary raha zanak' andriana kosa, tsy omena afa-tsy ny ampahadiminy [1.1]
Proverbs  6  Proverbs containing the word isam-pangady

Updated on 2023/04/23