Entry irariana (rary)
Part of speech relative verb
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]
Examples 
1ka irariana ny hikarohana ireo izay mbola miparitaka any ho any. [2.606]
2Etsy an-daniny irariana ny hankatoavan' ny mpanohitra samihafa azy. [4.27]
Morphology 
Present : irariana, irariako, irarianao, irariany, irariantsika, irarianay, irarianareo, irarian', irarian-, irariam-, iraria-
Past : nirariana, nirariako, nirarianao, nirariany, nirariantsika, nirarianay, nirarianareo, nirarian', nirarian-, nirariam-, niraria-
Future : hirariana, hirariako, hirarianao, hirariany, hirariantsika, hirarianay, hirarianareo, hirarian', hirarian-, hirariam-, hiraria-
Imperative : irario

Anagrams 

Updated on 2022/10/14