Entry iposahana (posaka)
Part of speech relative verb
Explanations in French  [1.3]
Examples 
1Amin' ny enina ny iposahan' ny masoandro (Le soleil se lève à six heures) [1.3]
2Izay mitoetra amin' ny tany aloky ny fahafatesana no iposahan' ny mazava [2.996]
3ary nanilika ny andro sy ny taona, mahatahotra, mba hiposahan' ny fo mandrifaizay [2.59]
4Saingy angamba ho tafaverina alohan' ny hiposahan' ny masoandro aho, raha tianao ny hiandry ahy [2.529]
Morphology 
Present : iposahana, iposahako, iposahanao, iposahany, iposahantsika, iposahanay, iposahanareo, iposahan', iposahan-, iposaham-, iposaha-
Past : niposahana, niposahako, niposahanao, niposahany, niposahantsika, niposahanay, niposahanareo, niposahan', niposahan-, niposaham-, niposaha-
Future : hiposahana, hiposahako, hiposahanao, hiposahany, hiposahantsika, hiposahanay, hiposahanareo, hiposahan', hiposahan-, hiposaham-, hiposaha-
Imperative : iposahy, iposaho

Anagrams 

Updated on 2021/04/01