Entry | intsotry | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | Miaraka amin' ny "tsy" mandrakariva (tsy...intsony) enti-milaza zavatra tsy hitohy na hisy famerenana, fa vita tapitra hatreo: Nivoadivoady Rakoto fa tsy hiteny imasom-bahoaka intsony [1.1] | |
Synonyms | intsony | |
Updated on 2022/01/25 |