Entry | injao | |
Part of speech | interjection | |
Explanations in Malagasy | Enti-manondro olona ao amin' ny toerana anankiray takona tsy hitan' ny maso: Injao Rakoto fa vohay [1.1] | |
Explanations in English | Listen! Hark! [1.2] | |
There! [1.7] | ||
Explanations in French | Là! (tout près) [1.8] | |
Synonyms | inao | |
Anagrams | anjoy, injao, jaony, jiona |
Updated on 2020/07/31 |