| Entry | 1 inginingina |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Fitsanganana na fipetrahana maka avoavo na eo ambonin' ny zavatra avoavo, na ny loharantsana no mitondra ny tena raha mitsangana na ny voditongotra raha mipetraka
[1.1] |
| Explanations in English |
4 [Provincial] a word for ainginaingina
[1.2] |
| Explanations in French |
5 comme ainginaingina
[1.3] |
| Updated on 2026/02/04 |
|