|
|
|
|

Entry1  indrindra
Part of speech  2  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Enti-milaza toetran' olona na toe-javatra fara tampony na farany ambany miolotra amin' ny sisa rehetra: Isambilo no mahay indrindra amin' ny mpianatra ary Ikoto no kevoka indrindra
Tsy hafa fa... tokoa: Ianao indrindra no tadiaviko
Tsara, amin' ny fotoana tsara... iny: Nikabary indrindra izy no nianjera ny valindrihana
Explanations in English  4  [1.2] especially, exceedingly, chiefly, principally. It is used to form the superlative degree of adjectives, and to qualify or emphasize most adjectives and verbs.
5  [1.7] especially; indeed; very, most
Explanations in French  6  [1.8] surtout; indique le degré superlatif; ex.: ny tsara indrindra, le meilleur
Compound words 
Anthroponyms 
Titles  13  Ny Andriantompokoindrindra (Rasamimanana Joseph)

Updated on 2023/05/22