Entry | 1 indreny |
Root | 2 indry |
Part of speech | 3 interjection [Full list] |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Enti-manondro olona na zavatra maro hita lavitra eny: Indreny lasa ny miaramila hanao sarinady |
Explanations in English |
5 [1.2] behold! There! Lo! Here they are. A plural form. 6 [1.7] there they are! |
Explanations in French |
7 [1.3#280] les voilà, ceux-là |
Examples |
8 indreny ny tsiriry mamonjy toerana mangina tao Anosy. [2.499#] 9 Dia indreny ireto mpianaka va niditra ny ala matevina. [2.895#] 10 indreny ny foza maromaro, manatona ny fafy, mihoriram-pamindra. [2.356#] |
Anagrams | 11 dreniny, endriny, indreny, indriñe |
Updated on 2023/01/22 |