Entry indramina (indrana)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Angatahina mba hanaovana nefa haverina rehefa avy eo: Nindramin' i Soa ny sininay hantsakany
Iangaviana hanao raharaha fa tsy karamaina: Olona nindramina ireo miasa ny tanimbarinay ireo [1.1]
Explanations in English Used of the thing which is to be borrowed. [1.2]
 To be borrowed; cf. sambotra [1.7]
Explanations in French Qu'on a emprunté [1.8]
Morphology 
Present : indramina, indramiko, indraminao, indraminy, indramintsika, indraminay, indraminareo, indramin', indramin-, indramim-, indrami-
Past : nindramina, nindramiko, nindraminao, nindraminy, nindramintsika, nindraminay, nindraminareo, nindramin', nindramin-, nindramim-, nindrami-
Future : hindramina, hindramiko, hindraminao, hindraminy, hindramintsika, hindraminay, hindraminareo, hindramin', hindramin-, hindramim-, hindrami-
Imperative : indramo
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20