Entry | 1 Imerimanjaka |
Elementary words | 2 Merina, zaka, manjaka |
Part of speech | 3 name (toponym) [Full list] |
Explanations in Malagasy |
4 [1.10] vohitra kely eo andafy andrefan' i Alasora, mifanao Alahamady sy Adimizana izy roa, elanelanim-tanimbary ary atsimon-Antananarivo. Ny bokin-dRainianjanoro sy ny gazety "Fanazavana" Juin 1930, ary ny Tantaran-ny Andrianan-i mompera Callet (takelaka 252-253) dia samy milaza azy ho isan-ny Tendrombohitra 12; fa ilay jeografy kely tranainy tamin-ny Tany gasy kosa tsy nilaza azy ao amin-ny fitanisany... |
Vocabulary |
5 Geography: towns |
Analogs | 6 nytendrombohitraroambinifolonytendrombohitraroambinifoloaltmaltsmtoposids |
Updated on 2023/02/21 |