| Entry | 1 Imerimanjaka |
| Elementary words | 2 Merina, 3 manjaka |
| Part of speech | 4 name (toponym) [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
5 vohitra kely eo andafy andrefan' i Alasora, mifanao Alahamady sy Adimizana izy roa, elanelanim-tanimbary ary atsimon-Antananarivo. Ny bokin-dRainianjanoro sy ny gazety "Fanazavana" Juin 1930, ary ny Tantaran-ny Andrianan-i mompera Callet (takelaka 252-253) dia samy milaza azy ho isan-ny Tendrombohitra 12; fa ilay jeografy kely tranainy tamin-ny Tany gasy kosa tsy nilaza azy ao amin-ny fitanisany...
[1.10] |
| Vocabulary | 6 Geography: towns |
| Analogs | 7 nytendrombohitraroambinifolo |
| Updated on 2025/12/08 |
|