Entry imbalo (valo)
Part of speech adverb [full list]
Malagasy definition Impito miampy indray mandeha [Rajemisa 1985]
English definition eight times [Richardson 1885]
French definition huit fois [Abinal 1888]
Derivations 
Examples 
1Imbalo niditra vao tapitra ny olona. [Rabary: Daty, page 1133]
2Ny "foko" no fototry ny resaka eto, miverimberina imbalo io teny io ato anatin'ny lahatsoratra. [Razafiarivony: Harivolana, page 130]

2017/05/15