Entry ilavoamena
Elementary words ila ; voamena
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Anaram-bola izay 0,10 F ny sandany: (ilan' ny voamena, izany hoe antsasaky ny voamena) [1.1]
Explanations in English [voamena, two-pence.] A penny ; lit. one side of twopence. Pronounced, lavoamena [1.2]
Examples 
1Hatramin' ny ilavoamena no midina dia atao tomba-maso avokoa. [1.437]
2Tsy fantatro izay nataon' ny fianakaviana hafa, fa tao aminay ilavoamena no azony. [2.472]
Vocabulary 
Other spellings 
Proverbs 

Updated on 2023/05/31