Entry iheverana (hevitra)
Part of speech relative verb
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]
Examples 
1Tsy mora araka ny iheverana azy akory ny mitantara. [2.314]
2Mitovitovy amin'ny atao hoe «Zavatra» no iheverana azy. [2.588]
3Ary inona no mba hanintona amin' ny fiainana natolotra amin' ny fotoana izay iheverana matetika ny fahafoizan-tena ho fanoherana ny zon' ny olona hivelatra? [1.369]
Morphology 
Present : iheverana, iheverako, iheveranao, iheverany, iheverantsika, iheveranay, iheveranareo, iheveran', iheveran-, iheveram-, ihevera-
Past : niheverana, niheverako, niheveranao, niheverany, niheverantsika, niheveranay, niheveranareo, niheveran', niheveran-, niheveram-, nihevera-
Future : hiheverana, hiheverako, hiheveranao, hiheverany, hiheverantsika, hiheveranay, hiheveranareo, hiheveran', hiheveran-, hiheveram-, hihevera-
Imperative : ihevero
Proverbs 

Updated on 2023/01/20